Teny iditra don-tany (dona, tany)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy fiampangana olona mivantana izao ho nanao zavatra iray, loba hitsapana azy na nanao tokoa na tsia, kapo-tandroka [Rajemisa 1985]

Teny iditra dontany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] fomban-drazana [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31