Teny iditra | dontodonto (donto) | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny frantsay | [duplicatif] [1.3] | |||
Ohatra | Injany toa nisy afom-pahatezerana nitsoriadriaka tany anaty rany tany ka nahatonga azy ho vonombonona sy ho dontodonto toy ilay efa hiady iny.
[1.281] | |||
Haiendriteny |
| |||
Sampanteny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |