Teny iditra don-tokana
Singan-teny dona ; tokana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Kotrok' orana indray mandeha monja, mahatonga fihetseham-po malahelohelo [1.1]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24