Teny iditra dony ny tanin' andriana: izay mifody tsy manana
Singan-teny dony ; tany ; andriana ; izay ; mifody ; tsy ; manana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny fanao rehefa avy manao fanekena na dina, ka ny heviny dia hoe: aoka hodonina ny tanin' ny mpanjaka (taloha ny tany rehetra dia an' ny mpanjaka), ka izay mivadi-panekena, aoka izy ho foan-tanana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/26