Teny iditra dora
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Be haim-bava, fatrapidoka tena [Rajemisa 1985]

Teny iditra dora
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] treboka, zavamaniry tanora, taho tanora [Rakotosaona 1972]

2015/09/07