Teny iditra doranga
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Fivelezana amponga na zavatra mikorintsana rehefa manao morenge (na moraingy) na ady totohondry [Rajemisa 1985]

2009/09/01