Teny iditra doria
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   Enti-milaza fotoana lava tsy manam-piafarany, ary matetika ialohan' ny teny mitovy hevitra aminy hoe "mandrakizay": Mandrakizay doria [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   se dit d'un temps à venir, un temps indéfini [Abinal 1888]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra doria
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] masomboly [Rakotosaona 1972]
   [Bezanozano] masombolin-katsaka [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] Voanjavatra famafy, fafy [Rakotosaona 1972]
   masomboly, ambioka, ambezo voafantina [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay   semences sélectionnées [SLP: Voambolana]
Voambolana  

Teny iditra doria
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Bezanozano, Tambahoaka, Tanosy] taranaka [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   [Tankarana] arrière petits-enfants ; les enfants des arrière petits-enfants. [David 1952 (takila D)]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   zafin-doria

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10