Teny iditra doroka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mamo, leon-javapisotro: Doroka isan-kariva ingahy Rabe ato atsimo
¶ Rendrika sy tsy mahatsiaro izay ataony intsony. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny nalaina 

Teny iditra doroka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] matory andro [Rakotosaona 1972]

Teny iditra doroka
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] nom d'une espèce de gros ver. [David 1952 (takila D)]
Voambolana 

2017/03/10