Teny iditra dory
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Amponga fampiasa amin' ny lanonana masina fivavahana, tromba... Ngeza kokoa izy noho ny anakidoro. Matetika dia miaraka ny feon' ireo amponga roa ireo ka misy midoboka sy mikarantsana; any amin' ny faritany andrefana sy avaratra andrefana no mampiasa azy [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra dory
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] dormir. [David 1952 (takila D)]

Teny iditra dory (dotra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao dorana [fitanisana]

2017/03/10