Teny iditra dotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fahamaizana amin' ny afo
¶ Fahaporetana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra doro

Teny iditra dotra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Poritra eo am-panaovana raharaha na maika hahavita iavatra: Dotra ery sizy nampanao ahy ny akanjony [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2009/02/23