doublure   
dabolera
[fr. doublure] Sosony na saikiny zairina ao anatin' ny akanjo na ny satroka mba hampahateza ny eo ivelany ary hahatsara azy satria manenjana sy manatevina azy: Daboleran-tsatroka [1.1]
Doublure [1.3]
manosona
mettre une doublure [1.8]
sosoke
Double, doublure  - > dobo, dofotse, roe [1.68]
sosona
couche; doublure [1.8]
taranjana
doublure consolidant une étoffe, une natte [1.3]