Teny iditra dovy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] fahavalo [Rakotosaona 1972]
   Rafy, fahavalo (teny fampiasa amin' ny sikidy)
¶ Ray aman-dreny (amin' ny lafin-kevitra hoe fahavalon' ny zanaka ny ray aman-dreny noho izy manakantsakana azy tsy hanao ny sitrapony). [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   an enemy, one supposed to be injurious. A word chiefly used in the Sikidy divination. [Ar. Aduca, an enemy] [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   terme de sikidy: ennemi, opposition, ce qui peut faire du mal, une chose nuisible
¶ ceux qui peuvent s'opposer aux caprices, comme les parents [Abinal 1888]
   [Tankarana] ennemi. [David 1952 (takila D)]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra dovy
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Taimoro] valo [Rakotosaona 1972]

Teny iditra dovy
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Botabota, dontodonto na bozenizeny sy fonetana; mikirikiry foana na mpanao valy vilana [Rajemisa 1985]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   dovidovy

Teny iditra dovy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Sakalava] (dans l'art de la divination, le mpisikidy ou devin appelle dovy tout ce qui représente une force ennemie, nuisible qui veut du mal à son client). Deinbollia pervillei (Blume) Radlk. (Sapindaceae). Les rameaux de cet arbre servaient à exorciser, à lever un sort néfaste (manolaka dovy), d'où son nom. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana  
Anarana siantifika   Deinbollia pervillei

Nohavaozina tamin' ny 2017/12/09