Teny iditra draiko
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Enti-milaza famindra manano sarotra na fandeha toa mijaikolaiko, noho ny aretina mahazo na ny havizanana
Mitovy hevitra: jehojeho. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   an unseemly gait, an awkward mode of walking, limping. [Richardson 1885]
Sampanteny  

2012/11/02