Teny iditra -drain'  ;   -drain-
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Of/by the father of [3.1]
Fanazavàna teny frantsay De/par le père de [3.1]
Ohatra 
1fa raha mahatsiaro ny ratsy ataon-drain-tena, na maty aza ahoako! [2.299]
2Rahalahin-drain'ialahy sy anabavin-drain' ialahy iray tam-po no ao [2.588]
Haiendriteny 
Tovonana : -dray, -draiko, -drainao, -drainy, -draintsika, -drainay, -drainareo, -drain', -drain-, -draim-

Teny iditra drain
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  mandany na mampiala tsikelikely
Misotro hatramin' ny farany [1.17]

Teny iditra drain
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  fantsona na tatatra anariana rano maloto
Zavatra mandany hery, vola, ets. tsikelikely [1.17]

Teny iditra drain
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  tatatra na fantsona fanamainan-tany [1.9]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21