Teny iditra drakadraka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazan-kaingo taloha fitondra an-doha; asiana rantsana mitsatoka eo amin' ny randram-bolo, ka mirangaranga toy ny sanga avo ny fijery azy, mifanahantsahana amin' ny diadema tatỳ aoriana [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   an ornament worn on the head, used in the ceremony of circumcision [Richardson 1885]
Voambolana  
Sampanteny  

Teny iditra drakadraka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Mpitsikilo, polisy miafina (taloha) [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a soldier on the look out for the enemy. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   espion, agent secret, police secrète [Abinal 1888]
Voambolana  

Teny iditra drakadraka
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   irregularity. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2012/11/02