Teny iditra | drakaka | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Tsimihety] Karazam-poza vaventy, somary volomparasy manjamanja, monina eny amoron' ny ony akaikin' ny vinany [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | A species of crab. (Prov.) [1.2] | |||
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |||
Sampanteny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |