Teny iditra dy
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   dina [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   amende pour violation de contrat ; infraction à une loi ; convention ; voeu. [Antankarana] [David 1952]
Fitovian-keviteny   dina

Teny iditra dy
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   dia, tsy tamana [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny anglisy   wild, roving, savage [Provincial] [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   sauvage (animaux) [Antesaka] [Deschamps 1936]
Sampanteny  
Tsipelina hafa  

Teny iditra Dy
Sokajin-teny   anarana (simboly)
Dikanteny malagasy   Singa mivaingana, faha-66 amin'ny firaketan'i Mendeleiev. [3.1]
   Dysprosium. [3.1]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2010/12/15