Teny iditra ebanebana (ebana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Enti-milaza fitondrana lamba mirefarefa, na mihofahofa toy ny lamba fihaingoana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra ebana

2009/02/25