Teny iditra ebo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Rehareha, rehaka, hakevohana, fisehoana ho mahay na ambony na manankarena noho ny hafa ka manambony tena noho izany; be rehaka, kevoka : Be ebo koa izany raha olona! ~ Tsy tiako iny tovolahy iny fa ebo lahy loatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy boasting, showing off [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay vanité [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra eboebo
Teny nalaina 

Teny iditra ebo
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana frantsay  [Tankarana] qui vit aux dépends des autres ; peu courageux ; débauché. [David 1952 (takila E)]
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny ebo ity (1): Adabomahebo

Teny iditra ebo
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Bara] diso, tsy marina [Rakotosaona 1972]

2017/04/01