Teny iditra edede (ede)
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Entina manakora ny olona mampiseho toetra na fihetsika tsy fanao ampahibemaso: Edede! olona tsisy varany izany marina [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay terme pour huer à la vue de quelque inconvenance [Abinal 1888]
Sampanteny 
Mpitovy hevitra ede

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31