Teny iditra edena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toerana mahafinaritra izaitsizy honenana; paradisa na paradizy [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: eden.

Teny iditra Edena
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Eden [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Éden [2.996]
Voambolana 
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31