Teny iditra edikedika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Famindra na fihetsika mampiseho fiheveran-tena ho zavatra; fandeha mampiseho fireharehana. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Démarche affectée [Abinal 1888]
Sampanteny 

2017/04/01