Teny iditra edinedina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Mitovy amin' ny edikedika. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Démarche fière, air prétentieux [1.3]
Sampanteny 
Tovy hevitra edikedika

Teny iditra edinedina
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Très élevé, exilé au fond, au loin. (hedihèdy). [1.19]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31