Teny iditra efa halohalika ny ranom-bary
Singan-teny efa ; halohalika ; ranombary
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Efa akaiky dia akaiky, efa antomotra ny fahavoazana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/26