Teny iditra efajato
Singan-teny efa- (efatra) ; zato
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy Four hundred [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Quatre cent [3.1]
Marika iraisam-pirenena  400
CD [3.1]
Ohatra Efajato na dimanjato taona no efa nifampikasohan' ny Tanindrana tami' ny Vazaha [2.471]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24