Teny iditra efamira (efatra, mira)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Velarana misy lafy efatra mitovy ary zoro mahitsy efatra; sary efa-joro mitovy ny lafiny efatra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay carré [SLP 1986]
Voambolana 

2012/11/02