Teny iditra efa navalona (efa, valona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: tonta
Ohatra ny lamba mena efa navalona, fa lamba fotsy indray kosa no tafiana. [Callet: Tantara, takila 144]

2013/10/31