Teny iditra efapolo
Singan-teny efa- (efatra) ; folo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy Forty [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Quarante [3.1]
Marika iraisam-pirenena 40 [3.1]
Ohatra 
1Efapolo no natsipiko teo. [2.4]
2Dia nandry efapolo taona ny tany. [2.996]
3Tokotany anatiny izy io, voafefy trano amin' ny lafiny efatra, manana endrika efajoro mahitsizoro tokony ho efapolo metatra ny lavany ary telopolo metatra ny sakany. [2.472]
Voambolana 
Sampanteny 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24