Teny iditra efatra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Telo ampiana iray: Efatra ny rindrin' ny trano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Four [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Quatre [1.3, 1.8]
Marika iraisam-pirenena  4
IV [3.1]
Ohatra 
1Zaza efatra no milalao tsy lavitra azy eo. [2.470]
2Sarotra amin'izy efa-mianaka mihitsy ny manaraka ny lalana [2.324]
3Ny Evanjelista efa-dahy, Matio, Marka, Lioka sy Jaona, lehilahy tsy mitovy toetra, na dia samy Apostoly ihany aza [1.38]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : efatra, efa-
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Anaran' olona 
Lohateny Vinanto efatra (Rapatsalahy Paul)
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Fifanampiana
Fampitomboana
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18