Teny iditra efokefoka (efoka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Enti-milaza fisafoahana amim-pahatezerana; hatezerana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy angry pride, haughtiness, vanity, conceit [Richardson 1885]
Famaritana frantsay emportement, colère, fierté [Abinal 1888]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra efoka

2017/06/06