Teny iditra efona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisafoahana, hatezerana ateraky ny fiheveran-tena ho ambony
Hasempotsemporana noho ny hasosorana, ka mila tsy ho avy miaina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Essoufflement, respiration fréquente, forte ou difficile, fureur, emportement [1.3]
Sampanteny 
Tovy hevitra efonefona [fampiasa kokoa noho efona]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31