Teny iditra efonefona (efona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fisafoahana, hatezerana ateraky ny fiheveran-tena ho ambony
¶ Hasempotsemporana noho ny hasosorana, ka mila tsy ho avy miaina. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Essoufflement, respiration fréquente, forte ou difficile, fureur, emportement [Abinal 1888]
  [Tankarana] orgueil [David 1952 (takila E)]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra efona [tsy fampiasa kokoa noho efonefona]

2017/06/06