Teny iditra ehô
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Tanosy] Bravo! [Rakotosaona 1972]

Teny iditra eho (aika)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao ehina [fitanisana]
Tsipelina hafa 
Ohatra 
1Eho ny fokonolona fa hikabary ny filoha [Rajemisa 1985]
2Eho ny mpianatra fa misy vaovao lehibe holazaina aminy [Rajemisa 1985]

2015/11/01