Teny iditra eisy
Sokajin-teny   tenim-piontanana [firaketana]
Famaritana malagasy   Ampiasaina araka ny toe-javatra mitranga:
-- na fandavana izany: Eisy! tsy azo ekena izany fangatahanao izany
-- na famporishana hanarina tsy ho kivin' izay efa nitranga: Eisy! aza atao mahakivy izany [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23