Teny iditra eja
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy (teny tranainy) zara, vintana
¶ enjinenjina
¶ hatsaran-tarehy fatratra, fiendrehana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay élégance, beauté, raideur dans la tenue [Abinal 1888]
Sampanteny 
Ohatra Ary hoy Ibonia " Eja nanjary ahy! [Dahle: Angano]

2017/06/06