Teny iditra ejipsianina
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Ejipta: Anisan' ny firenenana malaza hatramin' ny fahagolan-tany ny Ejipsianina
Momba an' i Ejipta na an' i Ejipta na avy any Ejipta: Resin' ny tafika israelianina tao anatin' ny henemana monja ny tafika ejipsianina tamin' ny ady voalohany nifanaovan' ny roa tonta [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Egyptian [3.1]
Fanazavàna teny frantsay égyptien, égyptienne [3.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: égyptien.
Mpanahaka  Ejipta

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31