Teny iditra ekany
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka, Tanala] Eny [1.78]
 Asolon' ny olona ny Eny raha mamaly sady mitovy hevitra aminy rahateo: Hiainga rahampitso ihany ve ianao ? Ekany ! [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Oui [1.82]
  [Tankarana] Oui, c'est bien cela. [1.19]
Tovy hevitra eka
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31