Teny iditra ekena (eky)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Tsy lavina, ankatoavina: Nekena ny fangatahanao ka mifalia [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be granted, consented to, surrendered to, submitted to, or agreed to. [1.2]
 To be agreed to; to be obeyed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on agrée, qu'on accepte ; à quoi on consent; à qui on obéit [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ekena, ekeko, ekenao, ekeny, ekentsika, ekenay, ekenareo, eken', eken-, ekem-, eke-
Ny lasa : nekena, nekeko, nekenao, nekeny, nekentsika, nekenay, nekenareo, neken', neken-, nekem-, neke-
Ny hoavy : hekena, hekeko, hekenao, hekeny, hekentsika, hekenay, hekenareo, heken', heken-, hekem-, heke-
Filaza mandidy : ekeo
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20