Teny iditra | ekoatorianina | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny firenena tompon-tany any amin' i Ekoatera (Amerika atsimo): Ny fambolena kakao no voaloham-bokatry ny Ekoatorianina Momba an' i Ekoatera, an' i Ekoatera na avy any Ekoatera: Ny mponina ekoatorianina [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Ecuadorian, Ecuadoran [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | équatorien, équatorienne [3.1] | |
Voambolana | Haitoetany: firenena, foko | |
Ny fihaviany | Frantsay: équatorien. | |
Mpanahaka | Ekoatera | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |