Teny iditra ekose
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [frantsay ecossais] Ny firenena monina amin' ny tanin' i Ekosy, avaratra andrefan' i Angletera: Malaza ho fatra-pitaitsy lozantany ny Ekose [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: ecossais.

Teny iditra ekose
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mikasika an' i Ekosy, an' i Ekosy na avy any Ekosy: Hafa kely ny akanjon' ny lehilahy ekose [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: ecossais.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31