Teny iditra ela
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Be taona, zoky: Ela kokoa ianao noho i dada ~ Efa ela dia ela itỳ hazo ity izany
¶ Mijanona maharitra: Nahoana no ela tany an-tsena ianao?
¶ Tsy haingana: Ela vao vita ny sakafonareo izany
¶ Maharitra fotoana lava: Velona ela, hono, ny voay. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   old; from olden times, long ago, long (in duration) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   ancien, vieux; qui dure longtemps [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra ela
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   appellation botanique: Schizolaena [Rakotovao: Bois]
Voambolana  
Anarana siantifika   Schizolaena
Fitovian-keviteny   elana ~ vondrozanalahy

Teny iditra Elà
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
Famaritana anglisy   Elah [Baiboly]
Famaritana frantsay   Ela [Baiboly]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   Elaha
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/01