Teny iditra eladrano
Singan-teny elaka ; rano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra mielakelaka mamirapiratra hita any anaty tany ka anaovana karazan-javatra maro sarobidy [1.1]
 Karazana mpanefitr'aratra voajanahary, karazana mineraly marefo, azo tsifahina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay [ ela-drano ] Mica [1.3]
 Mica [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08