Teny iditra elanelanina (elanelana (elana))
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Misy...eny anelanelany: Elanelanin' ny paiso ny pibasy any amin' ny tanim-boankazonay
Akana mpanelanelana, mpitsara: Noelanelanin-dRakoto ny adin-dRavao sy Ramavo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be divided or spaced out by something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on divise ou espace en intercalant [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : elanelanina, elanelaniko, elanelaninao, elanelaniny, elanelanintsika, elanelaninay, elanelaninareo, elanelanin', elanelanin-, elanelanim-, elanelani-
Ny lasa : nelanelanina, nelanelaniko, nelanelaninao, nelanelaniny, nelanelanintsika, nelanelaninay, nelanelaninareo, nelanelanin', nelanelanin-, nelanelanim-, nelanelani-
Ny hoavy : helanelanina, helanelaniko, helanelaninao, helanelaniny, helanelanintsika, helanelaninay, helanelaninareo, helanelanin', helanelanin-, helanelanim-, helanelani-
Filaza mandidy : elanelano

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20