Teny iditra ela niasana (ela, asa)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: tonta
Ohatra Ilay natao hoy Ramasy dia lehilahy avo ranjanana, matanjaka, mainty fihodirana, ary manao fitafia-miaramila volontany efa ela niasana. [Andraina: Mitaraina, takila 200]

2013/10/31