Teny iditra elarina (elatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Sokafana, velarina (elatra, lamba...) [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay qu’on entr'ouvre [Abinal 1888]
Endriteny 
elarina
elariko
elarinao
elariny
elarintsika
elarinay
elarinareo
elarin'
elarin-
elarim-
elari-
nelarina
nelariko
nelarinao
nelariny
nelarintsika
nelarinay
nelarinareo
nelarin'
nelarin-
nelarim-
nelari-
helarina
helariko
helarinao
helariny
helarintsika
helarinay
helarinareo
helarin'
helarin-
helarim-
helari-
elaro
Teny mitovy hevitra elatina

2017/06/07