Teny iditra elatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Solon-tsandry ahafahan' ny vorona manidina rehefa akopakopany ka mikapoka ny rivotra: Vorona fohy elatra ny akoho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A wing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Aile [1.3, 1.8]
Ohatra 
1Voromahery efa lava elatra no tao. [2.298]
2Raha mba izaho mantsy no nanana elatra! [2.324]
3ka nony tsy nahazo izay niriny dia nikopaka elatra. [2.643]
4Tsimbotry no anaran' ny adrisa mbola kely tsy manana elatra. [2.332]
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 

Teny iditra elatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny fisokatry ny lamba sy ny fikombony indray [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de s’entr'ouvrir comme le lamba, les rideaux [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra elatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana omena ny karazan-karatra lalitra, na matetika koa karazan-karatra tsy nananana raha milalao karatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Le trèfle au jeu de cartes [1.3]
Voambolana 
Tovy hevitra lalitra
Sary 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/14