Teny iditra elektrisite
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana nomena ny hery anankiray izay tsy fantatra ny momba azy afa-tsy amin' ny asany sy ny toetrany sasantsasany, toy ny fisintonany zavatra, fiterahany hazavana na hafanana, na fanovana zavatra ara-pomba simika; noho ny fahatsapana ny fitovian' ny hery aman-toetoetran' ny elektrisite amin' ny an' ny varatra dia nomena anarana hoe herimbaratra koa izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Electricity [1.7]
Fanazavàna teny frantsay électricité [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31