Teny iditra elezina (ely)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Ahahaka, aparitaka amin' ny toerana manodidina: Elezin' ny rivotra ny vovoka
¶ Aparitaka, atao manerana ny toerana iray: Elezo amin' itỳ tsihy itỳ ny vary [Rajemisa 1985]
Endriteny 
elezina
eleziko
elezinao
eleziny
elezintsika
elezinay
elezinareo
elezin'
elezin-
elezim-
elezi-
nelezina
neleziko
nelezinao
neleziny
nelezintsika
nelezinay
nelezinareo
nelezin'
nelezin-
nelezim-
nelezi-
helezina
heleziko
helezinao
heleziny
helezintsika
helezinay
helezinareo
helezin'
helezin-
helezim-
helezi-
elezo

2010/05/14