Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
eloana
(
e
lo
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
Alofana amin' ny elo:
Eloy ny zazakely fa mahery izany hainandro izany
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
eloana
, eloako, eloanao, eloany, eloantsika, eloanay, eloanareo, eloan', eloan-, eloam-, eloa-
Ny lasa :
neloana, neloako, neloanao, neloany, neloantsika, neloanay, neloanareo, neloan', neloan-, neloam-, neloa-
Ny hoavy :
heloana, heloako, heloanao, heloany, heloantsika, heloanay, heloanareo, heloan', heloan-, heloam-, heloa-
Filaza mandidy :
eloy
Fivaditsoratra
anelao
,
eloana
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20