Teny iditra ely
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Enti-milaza fiparitahana, fihahafana amin' ny toerana manodidina. [Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Teny iditra ely
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   imprécation, malédiction. [Tankarana] [David 1952 (takila E)]

Teny iditra Ely
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
Famaritana malagasy   Ely [Baiboly]
Dikanteny anglisy   Eli [Baiboly]
Dikanteny frantsay   Éli [Baiboly]
Ohatra   Zanak' i Abiatara mpisoronabe avy tamin'ny taranak' i Ely. [Randzavola: Baiboly, takila 529]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   Helì
Teny nalaina  
Lahatsoratra  

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/29